×
FIJERIN’NY FINOANA SILAMO AMIN’NY RESAKA ARA-NOFO
mæləˈɡæsi

FIJERIN’NY FINOANA SILAMO AMIN’NY RESAKA ARA-NOFO

Vakiteny: 1,576

Famaritana

Dera sy voninahitra ho an’i Allah swt, tso-drano sy fandriam-pahalemana enga anie ho an’ny Mpaminanin-tsika Mohammad, sy ny Fianakaviany, ary ireo Mpanara-dia azy Tena marina fa, ny finoana silamo, dia mijery ny filán’ny zanakolombelona mahakasika ny filana ara-nofo, satria anisany zava-dehibe izay tsy maintsy homena azy ny fahafaham-pony. Tsy vitan’izay fa, raisiny ho zavatra tsara no sady ilaina, raha toa ka tanterahina manaraka ny lalánan’ny Tompo Allah, fa tsy sanatria raisina ho zavatra maloto ka, mila hiatahana lavitra avy amin’izany. Ka hoy Allah ilay avo indrindra manao hoe: ”Nohatsaraina hoan’ny olombelona ny fitiavana fahafinaretana: amin’ny vehivavy, ny zanaka, ny harembe miavosa, anisan’izany ny volamena sy ny volafotsy, ireo soavaly voamarika, ireo biby fiompy sy ny tanimboly; izany rehetra izany dia, fankamamiana ny fiainana ety an-tany avokoa, saingy eo anatrehan’i Andriananahary no misy ny fiverenana tsara indrindra”. [Al-imran, and: 14].

Fiteny misy

Bulgarian — Либидото през погледа на Исляма Russian — Исламский взгляд на секс Ukrainian — Ісламський погляд на секс Serbian — СТАВ ИСЛАМА О СЕКСУ Armenian — Իսլամական աշխարհայացքը սեքսի վերաբերյալ Hebrew — האיסלאם והמין Japanese — 性に関する イスラーム的視点 Czech — Islámský pohled na sex Chinese — 伊斯兰的性观念 Korean — 섹스(性)에 관한 이슬람의 견해 Greek — Η Ισλαμική Άποψη για το Σεξ Indonesian — Hubungan Seksual Dalam Pandangan Islam Bosnian — STAV ISLAMA O SEKSU German — Islam und Sexualität - bunt - hochwertig German — Islam und Sexualität English — Islamic perspective on Sex - colourful design - high quality English — Islamic perspective on Sex Spanish — PERSPECTIVA ISLÁMICA SOBRE EL SEXO - diseño colorido - alta calidad Spanish — PERSPECTIVA ISLÁMICA SOBRE EL SEXO Hausa — MAHANGAN MUSULUNCI GAME DA SHA'AWAR DA AKA HALICCE DAN ADAM DASHI Lithuanian — ISLAMO POŽIŪRIS Į INTYMIUS SANTYKIUS Malagasy — FIJERIN’NY FINOANA SILAMO AMIN’NY RESAKA ARA-NOFO Hungarian — Az iszlám nézőpontja a szexről Dutch — Het Islamitisch Perspectief Betreffende Sex Ganda-Luganda — ENDABA Y'OBUSIRAAMU KU KABOOZI K'ABAKULU (OKW'EGATTA N'OMUKYALA) Polish — Islam a seks Portuguese — A VISÃO DO ISLAM QUANTO AO SEXO Romanian — PERSPECTIVA ISLAMICĂ ASUPRA SEXUALITĂŢII Finnish — Islamin näkökulma seksiin Filipino — ‘SEX’ SA PANANAW NG ISLAM Yoruba — IWOYE ISLAM SI IBALOPO LAARIN OKUNRIN ATI OBINRIN
Ampidino ny PDF

Scan mba hampidinana

Sokafy ity rohy ity amin'ny fitaovanao na scan ny kaody QR mba hampidinana mivantana ny boky.

https://islamic-invitation.com/downloads/islamic-perspective-of-sex_malagasy.PDF

+